plt_tn/psa/091/010.md

484 B

Tsy hisy ratsy hahazo anao

"Tsy hisy ratsy hitranga aminao"

tsy hisy fahoriana hanakaiky ny fonenanao

Ny mpanao salamo miteny ny olona izay mampahory ny hafa toy ny hoe izy ireo no zava-dratsy ataony. DH: "tsy hisy afaka hanisy ratsy ny ankohonanao"

Fa hitarika Izy

"Yaveh hadidy"

amin'izay lalanao rehetra

Ny mpanao salamo miteny ny fomba fiainan'olona iray toy ny hoe lalankely iray izay alehan'ilay olona. DH" amin'izay ataonao rehetra" na "amin'ny fotoana rehetra"