# Tsy hisy ratsy hahazo anao "Tsy hisy ratsy hitranga aminao" # tsy hisy fahoriana hanakaiky ny fonenanao Ny mpanao salamo miteny ny olona izay mampahory ny hafa toy ny hoe izy ireo no zava-dratsy ataony. DH: "tsy hisy afaka hanisy ratsy ny ankohonanao" # Fa hitarika Izy "Yaveh hadidy" # amin'izay lalanao rehetra Ny mpanao salamo miteny ny fomba fiainan'olona iray toy ny hoe lalankely iray izay alehan'ilay olona. DH" amin'izay ataonao rehetra" na "amin'ny fotoana rehetra"