plt_tn/psa/091/008.md

473 B

handinika sy hizaha fotsiny ianao

"Ianao tenanao mihitsy no tsy hijaly, fa kosa handinika ianao, ary dia hahita"

ny sazin'ny ratsy fanahy

"ny fomba hanasazian'Andriamanitra ny ratsy fanahy"

Yaveh no fialofako

"Yaveh no Ilay falehako rehefa mila olona hiaro ahy aho"

Ataovy fialofanao ihany koa ilay Avo Indrindra

"Ianao koa tokony manao an'ilay Avo Indrindra ho fialofanao." Ny mpanao salamo mitsahatra miteny amin'Andriamanitra ka miresaka amin'ny mpamaky.