plt_tn/psa/091/008.md

16 lines
473 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# handinika sy hizaha fotsiny ianao
"Ianao tenanao mihitsy no tsy hijaly, fa kosa handinika ianao, ary dia hahita"
# ny sazin'ny ratsy fanahy
"ny fomba hanasazian'Andriamanitra ny ratsy fanahy"
# Yaveh no fialofako
"Yaveh no Ilay falehako rehefa mila olona hiaro ahy aho"
# Ataovy fialofanao ihany koa ilay Avo Indrindra
"Ianao koa tokony manao an'ilay Avo Indrindra ho fialofanao." Ny mpanao salamo mitsahatra miteny amin'Andriamanitra ka miresaka amin'ny mpamaky.