# handinika sy hizaha fotsiny ianao "Ianao tenanao mihitsy no tsy hijaly, fa kosa handinika ianao, ary dia hahita" # ny sazin'ny ratsy fanahy "ny fomba hanasazian'Andriamanitra ny ratsy fanahy" # Yaveh no fialofako "Yaveh no Ilay falehako rehefa mila olona hiaro ahy aho" # Ataovy fialofanao ihany koa ilay Avo Indrindra "Ianao koa tokony manao an'ilay Avo Indrindra ho fialofanao." Ny mpanao salamo mitsahatra miteny amin'Andriamanitra ka miresaka amin'ny mpamaky.