plt_tn/psa/082/006.md

589 B

Ianareo no andriamanitra, ary ianareo rehetra dia zanaky ny Avo Indrindra

Eto ny "andriamanitra" dia manondro vondron'olona mitovy amin'ny ao amin'ny 82:1. Na manondro ara-panahy izany na olombelona, dia tsy andriamanitra tahaka an'i Yaveh mihitsy, ary tsy zanany ara-bakiteny izy ireo. Amin'ny fiantsoana azy ireo "andriamanitra" sy "zanaky ny Avo Indrindra," dia miaiky Yaveh fa nanome azy ireo hery sy fahefana lehibe.

zanaky ny Avo Indrindra

Yaveh miteny ny tenany ho "ny Avo Indrindra."

Na izany aza

"Kanefa"

lavo

Izany no fomba fiteny olona iray andalam-pahafatesana.