# Ianareo no andriamanitra, ary ianareo rehetra dia zanaky ny Avo Indrindra Eto ny "andriamanitra" dia manondro vondron'olona mitovy amin'ny ao amin'ny 82:1. Na manondro ara-panahy izany na olombelona, dia tsy andriamanitra tahaka an'i Yaveh mihitsy, ary tsy zanany ara-bakiteny izy ireo. Amin'ny fiantsoana azy ireo "andriamanitra" sy "zanaky ny Avo Indrindra," dia miaiky Yaveh fa nanome azy ireo hery sy fahefana lehibe. # zanaky ny Avo Indrindra Yaveh miteny ny tenany ho "ny Avo Indrindra." # Na izany aza "Kanefa" # lavo Izany no fomba fiteny olona iray andalam-pahafatesana.