plt_tn/psa/082/006.md

16 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ianareo no andriamanitra, ary ianareo rehetra dia zanaky ny Avo Indrindra
Eto ny "andriamanitra" dia manondro vondron'olona mitovy amin'ny ao amin'ny 82:1. Na manondro ara-panahy izany na olombelona, dia tsy andriamanitra tahaka an'i Yaveh mihitsy, ary tsy zanany ara-bakiteny izy ireo. Amin'ny fiantsoana azy ireo "andriamanitra" sy "zanaky ny Avo Indrindra," dia miaiky Yaveh fa nanome azy ireo hery sy fahefana lehibe.
# zanaky ny Avo Indrindra
Yaveh miteny ny tenany ho "ny Avo Indrindra."
# Na izany aza
"Kanefa"
# lavo
Izany no fomba fiteny olona iray andalam-pahafatesana.