plt_tn/psa/078/019.md

926 B

Niteny izy ireo

Niteny ny Israelita

Afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa ve Andriamanitra?

Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy mino izahay fa afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa Andriamanitra!" na "Andriamanitra o, porofoy aminay fa afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa Ianao!"

mamelatra latabatra

"mamatsy sakafo anay"

niraraka ny rano

ranobe no nivoaka tampoka tao

Nefa afaka manome mofo ihany koa ve Izy? Hamatsy hena ho an'ireo vahoakany ve Izy?

Mihomehy an'Andriamanitra ny vahoaka mba hanamavoana Azy amin'ireo fanontaniana ireo. DH: "Nefa tsy hino izahay fa afaka manome anay mofo koa Izy na hamatsy hena ho an'ny vahoakany mandra-pahitanay Azy manao izany."

mofo ... hena

sakafo avy amin'ny zava-maniry na sakafo avy amin'ny biby. Izany dia fibangoana ireo karazan-kanina rehetra, ny mandika izany ara-bakiteny no tsara indrindra.