plt_tn/psa/078/019.md

24 lines
926 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Niteny izy ireo
Niteny ny Israelita
# Afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa ve Andriamanitra?
Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy mino izahay fa afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa Andriamanitra!" na "Andriamanitra o, porofoy aminay fa afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa Ianao!"
# mamelatra latabatra
"mamatsy sakafo anay"
# niraraka ny rano
ranobe no nivoaka tampoka tao
# Nefa afaka manome mofo ihany koa ve Izy? Hamatsy hena ho an'ireo vahoakany ve Izy?
Mihomehy an'Andriamanitra ny vahoaka mba hanamavoana Azy amin'ireo fanontaniana ireo. DH: "Nefa tsy hino izahay fa afaka manome anay mofo koa Izy na hamatsy hena ho an'ny vahoakany mandra-pahitanay Azy manao izany."
# mofo ... hena
sakafo avy amin'ny zava-maniry na sakafo avy amin'ny biby. Izany dia fibangoana ireo karazan-kanina rehetra, ny mandika izany ara-bakiteny no tsara indrindra.