# Niteny izy ireo Niteny ny Israelita # Afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa ve Andriamanitra? Azo adika ho fanambarana tsotra izany. DH: "Tsy mino izahay fa afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa Andriamanitra!" na "Andriamanitra o, porofoy aminay fa afaka mamelatra latabatra ho anay any an'efitra tokoa Ianao!" # mamelatra latabatra "mamatsy sakafo anay" # niraraka ny rano ranobe no nivoaka tampoka tao # Nefa afaka manome mofo ihany koa ve Izy? Hamatsy hena ho an'ireo vahoakany ve Izy? Mihomehy an'Andriamanitra ny vahoaka mba hanamavoana Azy amin'ireo fanontaniana ireo. DH: "Nefa tsy hino izahay fa afaka manome anay mofo koa Izy na hamatsy hena ho an'ny vahoakany mandra-pahitanay Azy manao izany." # mofo ... hena sakafo avy amin'ny zava-maniry na sakafo avy amin'ny biby. Izany dia fibangoana ireo karazan-kanina rehetra, ny mandika izany ara-bakiteny no tsara indrindra.