plt_tn/psa/073/018.md

460 B

Napetrakao izy ireo

Ny teny "izy ireo" dia manondro ny ratsy fanahy.

toerana malama

"tany tsy azo antoka na tsy marina." Jereo izay nandikana ny "

tonga efitra izy ireo tanatin'ny fotona fohy

Ny teny "efitra" dia sarinteny ho an'olona izay very zava-tsoa marobe. DH: "tonga rava faingana izy ireo"

Tahaka ny nofy aorian'ny fifohazana

Tsy hijanona ela mihoatra ny olona mahita anaty nofy ny ratsy fanahy. Ho foana izany rehefa mifoha ilay olona.