# Napetrakao izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ny ratsy fanahy. # toerana malama "tany tsy azo antoka na tsy marina." Jereo izay nandikana ny " # tonga efitra izy ireo tanatin'ny fotona fohy Ny teny "efitra" dia sarinteny ho an'olona izay very zava-tsoa marobe. DH: "tonga rava faingana izy ireo" # Tahaka ny nofy aorian'ny fifohazana Tsy hijanona ela mihoatra ny olona mahita anaty nofy ny ratsy fanahy. Ho foana izany rehefa mifoha ilay olona.