plt_tn/psa/073/018.md

16 lines
460 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Napetrakao izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ny ratsy fanahy.
# toerana malama
"tany tsy azo antoka na tsy marina." Jereo izay nandikana ny "
# tonga efitra izy ireo tanatin'ny fotona fohy
Ny teny "efitra" dia sarinteny ho an'olona izay very zava-tsoa marobe. DH: "tonga rava faingana izy ireo"
# Tahaka ny nofy aorian'ny fifohazana
Tsy hijanona ela mihoatra ny olona mahita anaty nofy ny ratsy fanahy. Ho foana izany rehefa mifoha ilay olona.