plt_tn/psa/073/001.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Asafa

"Ity dia salamo nosoratan'i Asafa." Jereo ny nandikana izany ao amin'ny 53:1.

saika nibolisatra ny tongotro; saika solafaka ny diako

Ny mpanao salamo miteny ny maha tsy afaka matoky an'Andriamanitra ary maniry hanota toy ny hoe izy saika lavo raha nandeha tamin'ny lalankely malama. DH: "saika nitsahatra nitoky tamin'Andriamanitra aho; efa saika meloka amin'ny fanaovana fahotana lehibe taminy aho" (UDB)

nitsiriritra ny mpirehareha aho

"nitsiriritra ny mpirehareha aho" na "tsy tiako hanan-java-tsoa izay nananany ny mpirehareha"

ny mpirehareha

Ny mpamaritoetra "mpirehareha" dia azo avadika ho andianteny anarana. DH: "olona mpirehareha"

ny fahombiazan'ny ratsy fanahy

Ny teny "fahombiazana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "ny fomba hahazoan'ny ratsy fanahy zava-tsoa marobe"

ny ratsy fanahy

Ny mpamaritoetra "ratsy fanahy" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "olona ratsy fanahy"