plt_tn/psa/073/001.md

28 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Salamo nataon'i Asafa
"Ity dia salamo nosoratan'i Asafa." Jereo ny nandikana izany ao amin'ny 53:1.
# saika nibolisatra ny tongotro; saika solafaka ny diako
Ny mpanao salamo miteny ny maha tsy afaka matoky an'Andriamanitra ary maniry hanota toy ny hoe izy saika lavo raha nandeha tamin'ny lalankely malama. DH: "saika nitsahatra nitoky tamin'Andriamanitra aho; efa saika meloka amin'ny fanaovana fahotana lehibe taminy aho" (UDB)
# nitsiriritra ny mpirehareha aho
"nitsiriritra ny mpirehareha aho" na "tsy tiako hanan-java-tsoa izay nananany ny mpirehareha"
# ny mpirehareha
Ny mpamaritoetra "mpirehareha" dia azo avadika ho andianteny anarana. DH: "olona mpirehareha"
# ny fahombiazan'ny ratsy fanahy
Ny teny "fahombiazana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "ny fomba hahazoan'ny ratsy fanahy zava-tsoa marobe"
# ny ratsy fanahy
Ny mpamaritoetra "ratsy fanahy" dia azo adika ho andianteny anarana. DH: "olona ratsy fanahy"