plt_tn/psa/059/008.md

20 lines
717 B
Markdown

# mihomehy azy ireo
"mihomehy azy ireo amim-panesoana" na "maneso azy ireo." Mihomehy azy ireo Andriamanitra satria zava-poana sy tsy misy hery izy ireo.
# ataonao fihomehezana ny firenen-drehetra
"ihomehezanao ny firenena rehetra" na "fantatrao fa adala ny olon'ny firenena rehetra"
# fihomehezana
"faneso"
# heriko
Ny hoe Andriamanitra no herin'ny mpanao salamo dia lazaina toy ny hoe miaro azy Andriamanitra. DH: ''Ianao no heriko" na "Ianao no mpiaro ahy"
# Ianao no tilikamboko avo
Ny tilikambo avo no toerana azon'ny olona hialofana amin'ireo fahavalony. Ny fiarovan'Andriamanitra azy dia lazain'ny mpanao Salamo toy ny hoe hery, sy fialofana azo antoka. DH: "miaro ahy tahaka ny tilikambo avo Ianao"