# mihomehy azy ireo "mihomehy azy ireo amim-panesoana" na "maneso azy ireo." Mihomehy azy ireo Andriamanitra satria zava-poana sy tsy misy hery izy ireo. # ataonao fihomehezana ny firenen-drehetra "ihomehezanao ny firenena rehetra" na "fantatrao fa adala ny olon'ny firenena rehetra" # fihomehezana "faneso" # heriko Ny hoe Andriamanitra no herin'ny mpanao salamo dia lazaina toy ny hoe miaro azy Andriamanitra. DH: ''Ianao no heriko" na "Ianao no mpiaro ahy" # Ianao no tilikamboko avo Ny tilikambo avo no toerana azon'ny olona hialofana amin'ireo fahavalony. Ny fiarovan'Andriamanitra azy dia lazain'ny mpanao Salamo toy ny hoe hery, sy fialofana azo antoka. DH: "miaro ahy tahaka ny tilikambo avo Ianao"