plt_tn/psa/059/008.md

717 B

mihomehy azy ireo

"mihomehy azy ireo amim-panesoana" na "maneso azy ireo." Mihomehy azy ireo Andriamanitra satria zava-poana sy tsy misy hery izy ireo.

ataonao fihomehezana ny firenen-drehetra

"ihomehezanao ny firenena rehetra" na "fantatrao fa adala ny olon'ny firenena rehetra"

fihomehezana

"faneso"

heriko

Ny hoe Andriamanitra no herin'ny mpanao salamo dia lazaina toy ny hoe miaro azy Andriamanitra. DH: ''Ianao no heriko" na "Ianao no mpiaro ahy"

Ianao no tilikamboko avo

Ny tilikambo avo no toerana azon'ny olona hialofana amin'ireo fahavalony. Ny fiarovan'Andriamanitra azy dia lazain'ny mpanao Salamo toy ny hoe hery, sy fialofana azo antoka. DH: "miaro ahy tahaka ny tilikambo avo Ianao"