plt_tn/psa/049/011.md

435 B

Ny fihevitr'izy ireo

"ny finoan'izy ireo"

ary koa ireo toeram-ponenany, dia ho an'ireo taranany

Ny matoanteny avy amin'ny andianteny teo aloha dia mety raha anampiana. DH: "ary ireo toeram-ponenany hitohy ho an'ny taranaka rehetra"

antsoiny araka ny anarany ihany ny tanin'izy ireo

"manonona ny taniny araka ny tenany ihany izy ireo." Io andianteny io dia maneho fananana. DH: "ireo tanin'izy ireo ihany no alainy fananana"