plt_tn/psa/049/011.md

12 lines
435 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny fihevitr'izy ireo
"ny finoan'izy ireo"
# ary koa ireo toeram-ponenany, dia ho an'ireo taranany
Ny matoanteny avy amin'ny andianteny teo aloha dia mety raha anampiana. DH: "ary ireo toeram-ponenany hitohy ho an'ny taranaka rehetra"
# antsoiny araka ny anarany ihany ny tanin'izy ireo
"manonona ny taniny araka ny tenany ihany izy ireo." Io andianteny io dia maneho fananana. DH: "ireo tanin'izy ireo ihany no alainy fananana"