# Ny fihevitr'izy ireo "ny finoan'izy ireo" # ary koa ireo toeram-ponenany, dia ho an'ireo taranany Ny matoanteny avy amin'ny andianteny teo aloha dia mety raha anampiana. DH: "ary ireo toeram-ponenany hitohy ho an'ny taranaka rehetra" # antsoiny araka ny anarany ihany ny tanin'izy ireo "manonona ny taniny araka ny tenany ihany izy ireo." Io andianteny io dia maneho fananana. DH: "ireo tanin'izy ireo ihany no alainy fananana"