plt_tn/psa/048/011.md

450 B

Aoka ho ravoravo ny tendrombohitr'i Ziona

Ny mpanoratra miteny ny tendrombohitra Ziona toy ny hoe olona izay mety ho faly. Ny andianteny midika ireo vahoaka izay monina ao Jerosalema. DH: "Aoka ireo izay monina any an-tendrombohitra Ziona ho faly"

aoka hifaly ireo zanaka vavin'i Joda

Ny mpanoratra miteny an'ireo tanànan'i Joda toy ny hoe zanak'i Joda. Ny andianteny manondro ny vahoaka izay monina ao amin'ireo tanànan'i Joda ireo hiravo"