# Aoka ho ravoravo ny tendrombohitr'i Ziona Ny mpanoratra miteny ny tendrombohitra Ziona toy ny hoe olona izay mety ho faly. Ny andianteny midika ireo vahoaka izay monina ao Jerosalema. DH: "Aoka ireo izay monina any an-tendrombohitra Ziona ho faly" # aoka hifaly ireo zanaka vavin'i Joda Ny mpanoratra miteny an'ireo tanĂ nan'i Joda toy ny hoe zanak'i Joda. Ny andianteny manondro ny vahoaka izay monina ao amin'ireo tanĂ nan'i Joda ireo hiravo"