plt_tn/psa/048/011.md

8 lines
450 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka ho ravoravo ny tendrombohitr'i Ziona
Ny mpanoratra miteny ny tendrombohitra Ziona toy ny hoe olona izay mety ho faly. Ny andianteny midika ireo vahoaka izay monina ao Jerosalema. DH: "Aoka ireo izay monina any an-tendrombohitra Ziona ho faly"
# aoka hifaly ireo zanaka vavin'i Joda
Ny mpanoratra miteny an'ireo tanànan'i Joda toy ny hoe zanak'i Joda. Ny andianteny manondro ny vahoaka izay monina ao amin'ireo tanànan'i Joda ireo hiravo"