plt_tn/psa/044/007.md

8 lines
247 B
Markdown

# no efa nanaovanay ny fireharehanay
Ny teny hoe "fireharehana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "efa nirehareha izahay"
# hisaotra ny Anaranao izahay
Eto ny teny hoe "anarana" dia manondro an'Andriamanitra tenany. DH: "hisaotra Anao izahay"