# no efa nanaovanay ny fireharehanay Ny teny hoe "fireharehana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "efa nirehareha izahay" # hisaotra ny Anaranao izahay Eto ny teny hoe "anarana" dia manondro an'Andriamanitra tenany. DH: "hisaotra Anao izahay"