plt_tn/psa/044/007.md

247 B

no efa nanaovanay ny fireharehanay

Ny teny hoe "fireharehana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "efa nirehareha izahay"

hisaotra ny Anaranao izahay

Eto ny teny hoe "anarana" dia manondro an'Andriamanitra tenany. DH: "hisaotra Anao izahay"