plt_tn/psa/043/001.md

738 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Andriamanitry ny heriko

Ireo mety hoe heviny dia 1) "ilay Andriamanitra izay miaro ahy" na 2) "ilay Andriamanitra manome hery ahy."

Nahoana no nanary ahy Ianao? Nahoana aho no handeha hisaona noho ny fampahorian'ny fahavalo ahy?

Ny mpanoratra mametraka ireo fanontaniana ireo mba hitarainana amin'Andriamanitra sy hanehoana ireo fihetseham-pony, fa tsy handraisana valiny.

Nahoana aho no handeha hisaona

Ny "mandeha am-pisaonana" dia manatanteraka fombafomba mifandraika amin'ny maha malahelo loatra.

noho ny fampahorian'ny fahavalo

Ny teny hoe "fampahoriana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "satria mampahory ahy ny fahavaloko"