plt_tn/psa/043/001.md

20 lines
738 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Andriamanitry ny heriko
Ireo mety hoe heviny dia 1) "ilay Andriamanitra izay miaro ahy" na 2) "ilay Andriamanitra manome hery ahy."
# Nahoana no nanary ahy Ianao? Nahoana aho no handeha hisaona noho ny fampahorian'ny fahavalo ahy?
Ny mpanoratra mametraka ireo fanontaniana ireo mba hitarainana amin'Andriamanitra sy hanehoana ireo fihetseham-pony, fa tsy handraisana valiny.
# Nahoana aho no handeha hisaona
Ny "mandeha am-pisaonana" dia manatanteraka fombafomba mifandraika amin'ny maha malahelo loatra.
# noho ny fampahorian'ny fahavalo
Ny teny hoe "fampahoriana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "satria mampahory ahy ny fahavaloko"