# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fitoviana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Andriamanitry ny heriko Ireo mety hoe heviny dia 1) "ilay Andriamanitra izay miaro ahy" na 2) "ilay Andriamanitra manome hery ahy." # Nahoana no nanary ahy Ianao? Nahoana aho no handeha hisaona noho ny fampahorian'ny fahavalo ahy? Ny mpanoratra mametraka ireo fanontaniana ireo mba hitarainana amin'Andriamanitra sy hanehoana ireo fihetseham-pony, fa tsy handraisana valiny. # Nahoana aho no handeha hisaona Ny "mandeha am-pisaonana" dia manatanteraka fombafomba mifandraika amin'ny maha malahelo loatra. # noho ny fampahorian'ny fahavalo Ny teny hoe "fampahoriana" dia azo adika ho matoanteny. DH: "satria mampahory ahy ny fahavaloko"