plt_tn/psa/033/007.md

945 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny andininy tsirairay dia misy fehezanteny roa avy izay tena mifandraika ara-kevitra.

tahaka ny antonta

"tahaka ny ao ambadiky ny toha-drano." Ny mpanoratra mamaritra ny namoronana ny ranomasina toy ny hoe antontan'Andriamanitra hikambana ny rano rehetra.

ataony ao amin'ny fitehirizan-drano ny ranomasimbe

Ny mpanoratra manoritra ny namoronana ny ranomasimbe toy ny hoe Andriamanitra mametraka ireny ao amina trano fitehirizana. DH: "apetrany amin'ny fitoerany ireo ranomasimbe, toy ny lehilahy iray mametraka vary ao an-tsompitra"

Aoka ny tany manontolo

Ity dia manondro ny olombelona ambonin'ny tany. DH: "Aoka ny olo-drehetra amin'ny tany

hijoro am-pitalanjonana

Eto ny "hijoro am-pitalanjonana" dia fomba fiteny izay midika hoe "migagà." DH: "omeo voninahitra Izy" (UDB)

dia tafatoetra izany

Eto ny "tafatoetra" dia fomba fiteny ilazana hoe "voahary." DH: "nanomboka nisy" (UDB)