# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny andininy tsirairay dia misy fehezanteny roa avy izay tena mifandraika ara-kevitra. # tahaka ny antonta "tahaka ny ao ambadiky ny toha-drano." Ny mpanoratra mamaritra ny namoronana ny ranomasina toy ny hoe antontan'Andriamanitra hikambana ny rano rehetra. # ataony ao amin'ny fitehirizan-drano ny ranomasimbe Ny mpanoratra manoritra ny namoronana ny ranomasimbe toy ny hoe Andriamanitra mametraka ireny ao amina trano fitehirizana. DH: "apetrany amin'ny fitoerany ireo ranomasimbe, toy ny lehilahy iray mametraka vary ao an-tsompitra" # Aoka ny tany manontolo Ity dia manondro ny olombelona ambonin'ny tany. DH: "Aoka ny olo-drehetra amin'ny tany # hijoro am-pitalanjonana Eto ny "hijoro am-pitalanjonana" dia fomba fiteny izay midika hoe "migagĂ ." DH: "omeo voninahitra Izy" (UDB) # dia tafatoetra izany Eto ny "tafatoetra" dia fomba fiteny ilazana hoe "voahary." DH: "nanomboka nisy" (UDB)