24 lines
945 B
Markdown
24 lines
945 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny andininy tsirairay dia misy fehezanteny roa avy izay tena mifandraika ara-kevitra.
|
||
|
|
||
|
# tahaka ny antonta
|
||
|
|
||
|
"tahaka ny ao ambadiky ny toha-drano." Ny mpanoratra mamaritra ny namoronana ny ranomasina toy ny hoe antontan'Andriamanitra hikambana ny rano rehetra.
|
||
|
|
||
|
# ataony ao amin'ny fitehirizan-drano ny ranomasimbe
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra manoritra ny namoronana ny ranomasimbe toy ny hoe Andriamanitra mametraka ireny ao amina trano fitehirizana. DH: "apetrany amin'ny fitoerany ireo ranomasimbe, toy ny lehilahy iray mametraka vary ao an-tsompitra"
|
||
|
|
||
|
# Aoka ny tany manontolo
|
||
|
|
||
|
Ity dia manondro ny olombelona ambonin'ny tany. DH: "Aoka ny olo-drehetra amin'ny tany
|
||
|
|
||
|
# hijoro am-pitalanjonana
|
||
|
|
||
|
Eto ny "hijoro am-pitalanjonana" dia fomba fiteny izay midika hoe "migagà." DH: "omeo voninahitra Izy" (UDB)
|
||
|
|
||
|
# dia tafatoetra izany
|
||
|
|
||
|
Eto ny "tafatoetra" dia fomba fiteny ilazana hoe "voahary." DH: "nanomboka nisy" (UDB)
|