plt_tn/psa/022/030.md

12 lines
365 B
Markdown

# taranaka mandimby
Ny "taranaka" dia maneho ny olona amin'izany taranaka izany. DH: "ny olon'ny taranaka mandimby" na "ny zanak'izy ireo"
# ny amin'ny Tompo
"momba ny Tompo" na "momba izay efa nataon'ny Tompo"
# hilaza ny fahamarinany
Ny anarana hoe "fahamarinana" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "Lazao amin'ny olo-marina ireo zavatra izay efa nataony"