plt_tn/psa/022/030.md

365 B

taranaka mandimby

Ny "taranaka" dia maneho ny olona amin'izany taranaka izany. DH: "ny olon'ny taranaka mandimby" na "ny zanak'izy ireo"

ny amin'ny Tompo

"momba ny Tompo" na "momba izay efa nataon'ny Tompo"

hilaza ny fahamarinany

Ny anarana hoe "fahamarinana" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "Lazao amin'ny olo-marina ireo zavatra izay efa nataony"