# taranaka mandimby Ny "taranaka" dia maneho ny olona amin'izany taranaka izany. DH: "ny olon'ny taranaka mandimby" na "ny zanak'izy ireo" # ny amin'ny Tompo "momba ny Tompo" na "momba izay efa nataon'ny Tompo" # hilaza ny fahamarinany Ny anarana hoe "fahamarinana" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "Lazao amin'ny olo-marina ireo zavatra izay efa nataony"