plt_tn/psa/016/005.md

20 lines
765 B
Markdown

# anjara voafidiko
Davida eto dia miteny an'i Yaveh toy ny hoe anjara tany izay efa natolotra ho azy Izy.
# kapoakako
Davida eto dia miteny an'i Yaveh toy nhy hoe kapoaka izay mirakitra fitahiana maro. DH: "Ilay mitahy ahy"
# Ianao no mihazona ny anjarako
"Ianao no mandamina ny ho aviko"
# ny voafaritra ... Eo amin'ireo tany mahafinaritra
Ny fitahian'Andriamanitra ho an'i Davida dia lazaina toy ny hoe fizarazaran-tany izay norefesina ho fananany. "voafaritra" dia maneho ny kofehin'ny mpamaritra. Azo atao tso-drafitra izany. DH: "mahafinaritra ny toerana izay nomenao ho ahy"
# ahy tokoa ny lova mahafinaritra
Davida miteny ny fitahian'i Yaveh eto toy ny hoe lova izay noraisiny izany. DH: "Mankamamy ny zava-drehetra izay efa natolony ahy aho" (UDB)