# anjara voafidiko Davida eto dia miteny an'i Yaveh toy ny hoe anjara tany izay efa natolotra ho azy Izy. # kapoakako Davida eto dia miteny an'i Yaveh toy nhy hoe kapoaka izay mirakitra fitahiana maro. DH: "Ilay mitahy ahy" # Ianao no mihazona ny anjarako "Ianao no mandamina ny ho aviko" # ny voafaritra ... Eo amin'ireo tany mahafinaritra Ny fitahian'Andriamanitra ho an'i Davida dia lazaina toy ny hoe fizarazaran-tany izay norefesina ho fananany. "voafaritra" dia maneho ny kofehin'ny mpamaritra. Azo atao tso-drafitra izany. DH: "mahafinaritra ny toerana izay nomenao ho ahy" # ahy tokoa ny lova mahafinaritra Davida miteny ny fitahian'i Yaveh eto toy ny hoe lova izay noraisiny izany. DH: "Mankamamy ny zava-drehetra izay efa natolony ahy aho" (UDB)