plt_tn/psa/016/005.md

765 B

anjara voafidiko

Davida eto dia miteny an'i Yaveh toy ny hoe anjara tany izay efa natolotra ho azy Izy.

kapoakako

Davida eto dia miteny an'i Yaveh toy nhy hoe kapoaka izay mirakitra fitahiana maro. DH: "Ilay mitahy ahy"

Ianao no mihazona ny anjarako

"Ianao no mandamina ny ho aviko"

ny voafaritra ... Eo amin'ireo tany mahafinaritra

Ny fitahian'Andriamanitra ho an'i Davida dia lazaina toy ny hoe fizarazaran-tany izay norefesina ho fananany. "voafaritra" dia maneho ny kofehin'ny mpamaritra. Azo atao tso-drafitra izany. DH: "mahafinaritra ny toerana izay nomenao ho ahy"

ahy tokoa ny lova mahafinaritra

Davida miteny ny fitahian'i Yaveh eto toy ny hoe lova izay noraisiny izany. DH: "Mankamamy ny zava-drehetra izay efa natolony ahy aho" (UDB)