plt_tn/psa/016/004.md

423 B

Ho ampitomboina ny fahorian'izy ireo ... andriamani-kafa

Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "Ho ampitomboina ny fahorian'izay mitady andriamani-kafa."

handraraka ... rà amin'ireo andriamanitr'izy ireo

"manao sorona ho an'andriamanitr'izy ireo" (UDB)

hanandratra ny anarany amin'ny molotro

Ny fanandratana "ny anarany amin'ny molotro" dia maneho fiderana ireo andriamani-kafa na mivavaka amin'izy ireny.