plt_tn/psa/016/004.md

12 lines
423 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ho ampitomboina ny fahorian'izy ireo ... andriamani-kafa
Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "Ho ampitomboina ny fahorian'izay mitady andriamani-kafa."
# handraraka ... rà amin'ireo andriamanitr'izy ireo
"manao sorona ho an'andriamanitr'izy ireo" (UDB)
# hanandratra ny anarany amin'ny molotro
Ny fanandratana "ny anarany amin'ny molotro" dia maneho fiderana ireo andriamani-kafa na mivavaka amin'izy ireny.