# Ho ampitomboina ny fahorian'izy ireo ... andriamani-kafa Azo ambara amin'ny tso-drafitra izany. DH: "Ho ampitomboina ny fahorian'izay mitady andriamani-kafa." # handraraka ... rĂ  amin'ireo andriamanitr'izy ireo "manao sorona ho an'andriamanitr'izy ireo" (UDB) # hanandratra ny anarany amin'ny molotro Ny fanandratana "ny anarany amin'ny molotro" dia maneho fiderana ireo andriamani-kafa na mivavaka amin'izy ireny.