plt_tn/psa/015/004.md

464 B

Ny olon-tsy mendrika dia ho tsinontsinoavina eo imasony, fa hanome voninahitra izay matahotra an'i Yaveh izy

"Ny olo-marina mankahala izay nandà an'Andriamanitra, fa kosa izy ireo manome voninahitra izay manaja an'Andriamanitra"

Ny olon-tsy mendrika

"Ny olona ratsy fanahy" na "Ny olona izay nandà an'i Yaveh"

tsy mba hangozohozo mihitsy

Ny "hangozohozo" eto dia maneho tsy miaina amim-pandriampahalemana intsony. DH: "hiaina amim-pandriampahalemana"