# Ny olon-tsy mendrika dia ho tsinontsinoavina eo imasony, fa hanome voninahitra izay matahotra an'i Yaveh izy "Ny olo-marina mankahala izay nandà an'Andriamanitra, fa kosa izy ireo manome voninahitra izay manaja an'Andriamanitra" # Ny olon-tsy mendrika "Ny olona ratsy fanahy" na "Ny olona izay nandà an'i Yaveh" # tsy mba hangozohozo mihitsy Ny "hangozohozo" eto dia maneho tsy miaina amim-pandriampahalemana intsony. DH: "hiaina amim-pandriampahalemana"