plt_tn/psa/015/004.md

12 lines
464 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny olon-tsy mendrika dia ho tsinontsinoavina eo imasony, fa hanome voninahitra izay matahotra an'i Yaveh izy
"Ny olo-marina mankahala izay nandà an'Andriamanitra, fa kosa izy ireo manome voninahitra izay manaja an'Andriamanitra"
# Ny olon-tsy mendrika
"Ny olona ratsy fanahy" na "Ny olona izay nandà an'i Yaveh"
# tsy mba hangozohozo mihitsy
Ny "hangozohozo" eto dia maneho tsy miaina amim-pandriampahalemana intsony. DH: "hiaina amim-pandriampahalemana"