plt_tn/pro/28/03.md

24 lines
676 B
Markdown

# mampahory
"mampijaly mafy"
# toy ny orana mivatravatra izay tsy mamela hanina
Ny olo-mahantra izay mampahory ny olo-mahantra hafa dia ampitahaina amin'ny orana izay mirotsaka mafy dia mafy hany ka tsy mamela vokatra ho jinjaina.
# orana mivatravatra
Sarinteny ilazana ny orana mirotsaka mafy dia mafy izay ampy hahatonga ny vokatra ho voofaoka izany. DH: "orana mamotika"
# mahafoy ny lalàna
"mahafoy ny lalàn'Andriamanitra"
# ireo izay mitandrina ny lalàna
Ny "fitandremana ny lalàna" dia midika fanaovana izay takian'ny lalàn'Andriamanitra. DH: "ireo izay mankatoa ny lalàn'Andriamanitra"d
# hiady amin'izy ireo
Izany dia midika fanoherana mafy azy ireo.