# mampahory "mampijaly mafy" # toy ny orana mivatravatra izay tsy mamela hanina Ny olo-mahantra izay mampahory ny olo-mahantra hafa dia ampitahaina amin'ny orana izay mirotsaka mafy dia mafy hany ka tsy mamela vokatra ho jinjaina. # orana mivatravatra Sarinteny ilazana ny orana mirotsaka mafy dia mafy izay ampy hahatonga ny vokatra ho voofaoka izany. DH: "orana mamotika" # mahafoy ny lalàna "mahafoy ny lalàn'Andriamanitra" # ireo izay mitandrina ny lalàna Ny "fitandremana ny lalàna" dia midika fanaovana izay takian'ny lalàn'Andriamanitra. DH: "ireo izay mankatoa ny lalàn'Andriamanitra"d # hiady amin'izy ireo Izany dia midika fanoherana mafy azy ireo.