676 B
676 B
mampahory
"mampijaly mafy"
toy ny orana mivatravatra izay tsy mamela hanina
Ny olo-mahantra izay mampahory ny olo-mahantra hafa dia ampitahaina amin'ny orana izay mirotsaka mafy dia mafy hany ka tsy mamela vokatra ho jinjaina.
orana mivatravatra
Sarinteny ilazana ny orana mirotsaka mafy dia mafy izay ampy hahatonga ny vokatra ho voofaoka izany. DH: "orana mamotika"
mahafoy ny lalàna
"mahafoy ny lalàn'Andriamanitra"
ireo izay mitandrina ny lalàna
Ny "fitandremana ny lalàna" dia midika fanaovana izay takian'ny lalàn'Andriamanitra. DH: "ireo izay mankatoa ny lalàn'Andriamanitra"d
hiady amin'izy ireo
Izany dia midika fanoherana mafy azy ireo.