plt_tn/pro/27/11.md

786 B

ary ampifalio ny foko

Eto ny "fo" dia maneho ny fahatsapana na fihetseham-pon'ny olona iray. DH: "ampifalifalio aho" na "ampiravoy aho"

dia hamaly an'ilay maneso ahy aho

Eto ny hoe "hamaly" dia tsy midika ho mamaly fanontaniana akory. Ny dikan'izany dia mamaly ny olona izay maneso. Ny fifandraisan'izany amin'ny fehezan-kevitra teo aloha dia azo atao mazava. DH: "dia hamaly ilay iray izay maneso ahy amin'ny filazana aminy momba anao aho"

Ny lehilahy mailo dia mahatsinjo ny loza ka miafina, fa ny olona bado dia mandroso ihany ka mijaly noho izany

Adikao araka ny nandikanao ny adian-teny mitovy amin'io tao amin'ny 22:3 io.

Ny lehilahy mailo

"Olona hendry" na "Olona izay manan-tsaina tsara"

ny olona bado

"ny olona tsy manan-traikefa" na " ny olona tsy matotra"